|
|
|
|

Teny iditra1  tsy azo tsapaina
Singan-teny  2 tsy, 3 azo, 4 tsapaina
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  6 incorporel. [1.13]
Ohatra  7  Tsy dia milaza ny toetra tsy azo tsapaina ihany izany, fa manambara koa ny toetra tsy voafetran' ny fitoerana [1.38]
Voambolana  8  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12